Jump to content
Clubplanet Nightlife Community

Marathon Monday Holla!


fouroneone

Recommended Posts

Ka ny faniriana amin'izao mangiran-dratsin'ny taonjato faha-21 izao dia ny mba tsy ahatody masoandro mihitsy an'io filazana hoe "malagasy" io eo amin'ireo Merina-Ambaniandro! Anaran'ny aizina sy ny famarinan-tena ary ny tahotra ny "malagasy" ka tsy mendrika mihitsy ho entin'ireo taranaka merina amin'ny andro ho avy izay antenaina fa mba hitondra fahazavan-tsaina be be kokoa. Tsy nihevi-tena ho "malagasy" ny razantsika fony andro mbola naha-firenena be hampo-bo sy nanana fahasahiana amin'ny maha-izy azy manokana azy ka nahoana isika indray, izay mangetaheta fiarenana, no ho voatery ankehitriny hanambany tena hanaiky izay fantatra mazava fa anaran-kenatra! Ka raha toa ary ka maniry te ho velona aman-kaja tokoa ny firenentsika, dia tsy misy afa-tsy ny anarana hoe MERINA ihany no mendrika ho ampitaina amin'ireo taranaka ho avy. Ary ho an'ireo vahiny mitady fiantsoana tokana ilazana ireo mponina rehetra eto Madagasikara dia efa miandry azy atry ny ela ny "Madagascan" sy ny "Madagascarois" izay farafaharatsiny mba tsy dia maneho fanambaniana laotra.

Link to comment
Share on other sites

Mbola vitsy ihany ny boky azo hanaovana fikarohana hita ato nohon'ny tsy fahampiam-pitaovana sy ny olona mikirakira azy. Koa aza misalasala manoratra aty aminay raha te-hitondra ny anjara birikinao ianao. Aza misalasala ihany koa mampahafantatra anay ireo tsipelina diso tsy mifanaraka amin'izay voasoratra ao amin'ny boky, na olana hita eo am-pikarohana teny na andininy!!!!!!!

Link to comment
Share on other sites

Originally posted by icyclexii

Ka ny faniriana amin'izao mangiran-dratsin'ny taonjato faha-21 izao dia ny mba tsy ahatody masoandro mihitsy an'io filazana hoe "malagasy" io eo amin'ireo Merina-Ambaniandro! Anaran'ny aizina sy ny famarinan-tena ary ny tahotra ny "malagasy" ka tsy mendrika mihitsy ho entin'ireo taranaka merina amin'ny andro ho avy izay antenaina fa mba hitondra fahazavan-tsaina be be kokoa. Tsy nihevi-tena ho "malagasy" ny razantsika fony andro mbola naha-firenena be hampo-bo sy nanana fahasahiana amin'ny maha-izy azy manokana azy ka nahoana isika indray, izay mangetaheta fiarenana, no ho voatery ankehitriny hanambany tena hanaiky izay fantatra mazava fa anaran-kenatra! Ka raha toa ary ka maniry te ho velona aman-kaja tokoa ny firenentsika, dia tsy misy afa-tsy ny anarana hoe MERINA ihany no mendrika ho ampitaina amin'ireo taranaka ho avy. Ary ho an'ireo vahiny mitady fiantsoana tokana ilazana ireo mponina rehetra eto Madagasikara dia efa miandry azy atry ny ela ny "Madagascan" sy ny "Madagascarois" izay farafaharatsiny mba tsy dia maneho fanambaniana laotra.

I got through about 3 words of this.

Link to comment
Share on other sites

Join the conversation

You can post now and register later. If you have an account, sign in now to post with your account.
Note: Your post will require moderator approval before it will be visible.

Guest
Reply to this topic...

×   Pasted as rich text.   Paste as plain text instead

  Only 75 emoji are allowed.

×   Your link has been automatically embedded.   Display as a link instead

×   Your previous content has been restored.   Clear editor

×   You cannot paste images directly. Upload or insert images from URL.

Loading...
×
×
  • Create New...